|
|
|
|

Teny iditra solotika
Sokajin-teny anarana
 Maloto mitsaporetika (fiteny indrindra amin' ny tarehy): Solotika erỳ ny endrik' ity zanakao fa mba koseho rano kely
Misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/27