| Teny iditra | misonga (songa) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | misongasonga | ||||||
| Teny iditra | misonga (songa) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Mitombo na manonga [1.13] | |||||||
| Croissant [1.13] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|