| Teny iditra | misongasonga (songasonga) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misongasonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | misonga | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|