| Teny iditra | misosa (sosa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mizotra tsy miato: Nisosa ny fianarany ka tsy niato raha tsy tany amin' ny tanjon' ny bakalorea Mandeha milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina: Misosa ny fiainana raha misy vola, hoy ireo tsy mihevitra afa-tsy ny ara-nofo Mikorisa amin-javatra malama: Nahahitsaka hoditr' akondro aho teo an-tokonana ka avy hatrany dia nisosa terỳ an-tokotany Misononoka eo ambony rano: Nisosa ny lakana nitondra anay fa nitsoka malefaka ny rivotra [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Misosa amboniny eny kosa ny zahatra andiany dimy aman' enina, mitondra hazo fisaka hamidy eny Isotry.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misosà (sosa) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misosa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|