| Teny iditra | misosona (sosona) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Misy sosona, misy atiny misisika, misy laharana faharoa manarakaraka: Mafana ny akanjo misosona. / Tsy afaky ny jiolahy ve hoy ianareo, ny hady misosona [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|