| Teny iditra | sosona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. [1.1] | ||
| A layer [1.7] | ||
| Couche; doublure [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|