|
|
|
|

Teny iditra misotro ny aleoko maty
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny misotro, aleo, maty
 Vonona hanao zava-tsarotra sy manahirana na hihatra hatramin' ny fahafatesana aza: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiverin-dalana intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31