|
|
|
|

Teny iditra mitabataba (tabataba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao horakoraka na kotaba: Roahy any ireo ankizy ireo fa mitabataba
Misy korontana: Mitabataba ny faritany raha tsy mahay mitondra ny lehibe [1.1]
 To be noisy, to be clamorous, to bustle; to talk merrily. [1.2]
 To be noisy; to raise a clamor; to be disorderly [1.7]
 Faire du tapage; troubler l'ordre public [1.8]
Ohatra nitabataba, nihorakoraka, nanao fihinanam-be nisotro toaka mamo. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitabataba
Ny lasa : nitabataba
Ny hoavy : hitabataba
Filaza mandidy : mitabatabà
Tovy hevitra mikotabataba

Teny iditra mitabatabà (tabataba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitabataba [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20