|
|
|
|

Teny iditra mitafy (tafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao
Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! [1.1]
 To dress; to wear the Lamba. [1.2]
 To dress, to wear clothes [1.7]
 Se vêtir, porter tel vêtement [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitafy
Ny lasa : nitafy
Ny hoavy : hitafy
Filaza mandidy : mitafia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20