| Teny iditra | mitahiry an-karon-doa-body | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mitahiry, harona, loaka, vody | |
| Enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa [1.1] | ||
| Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens [2.415] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|