| Teny iditra | mitaina (taina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandrehitra, mampiasa ho kitay: Betsaka ve any ambanivohitra no mbola mitaina bozaka [1.1] | |||||||||
| [Bezanozano] Mandrehitra afo [1.78] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitainà (taina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|