|
|
|
|

Teny iditra mitakalo (takalo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mivarotra zavatra antsinjarany toy ny vary, sira [1.1]
Ohatra 
1Mitakalo amin' izany ny korana ka samy mamoaka ny vetsovetsony. [2.470]
2Iray mitakalo arivo izany? [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitakalo
Ny lasa : nitakalo
Ny hoavy : hitakalo
Filaza mandidy : mitakaloza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20