| Teny iditra |
mitakona
(takona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy hita fa misy manakona, miafina [1.1]
|
| | To hide, to be concealed. [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitakona |
| Ny lasa : |
nitakona |
| Ny hoavy : |
hitakona |
| Filaza mandidy : |
mitakòna |
|
|
| Teny iditra |
mitakona
(takona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
Milanja, mivesatra antsoroka: Mitakon-dambo amin'taine tsy leon'olon-drere (milanja lambo (kisoa dia) tsy mivoraka ka tsy zakan'olona irery) [1.78]
|
| | Enti-milaza olona roa na telo na maro miara-mitondra zavatra iray [1.1]
|
| | [Provincial]
To carry a burden on a pole, by one (or more) before and behind. [1.2]
|
| | [Provincial]
To carry or transport something by joint effort [1.7]
|
| | [Provincial]
Transporter par un effort commun [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitakona |
| Ny lasa : |
nitakona |
| Ny hoavy : |
hitakona |
| Filaza mandidy : |
mitakòna |
|
|
| Teny iditra |
mitakòna
(takona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|