| Teny iditra | mitalaho (talaho) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [1.1] | |||||||||
| To entreat, to beg earnestly [1.7] | |||||||||
| Prier, supplier [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|