| Teny iditra | talaho | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [1.1] | |||
| Supplication [1.7] | |||
| Supplication [1.8] | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/05 |
|