| Teny iditra | mitamberina (tamberina (verina)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha dia miverina Mivezivezy, mivoivoy Mihodinkodina eo an-toerana ihany [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Mitamberina ao an-tsaina mandrakariva ny endriny sy ny fahavelomany fahiny.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|