|
|
|
|

Teny iditra mitampesona (tampesona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mangataka sesilany, mitambezo tsy miato ka manao hata-piso: Zatra nitampesona tamindreniny izy ka nanjary mpihantahanta [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitampesona
Ny lasa : nitampesona
Ny hoavy : hitampesona
Filaza mandidy : mitampena

Teny iditra mitampesòna (tampesona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitampesona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20