|
|
|
|

Teny iditra mitandrantandrana (tandrantandrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mijery miherikerika etsy sy eroa toy ny olona bado [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitandrantandrana
Ny lasa : nitandrantandrana
Ny hoavy : hitandrantandrana
Filaza mandidy : mitandrantandràna

Teny iditra mitandrantandràna (tandrantandrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitandrantandrana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20