| Teny iditra |
mitantana
(tantana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana miaraka aminy: Nitantana ny zandriny tsy mbola mahay mandeha Ikoto Manampy ka mahatonga handeha amin' ny lalana tsara: Izy no nitantana ny dianay Mitondra, mifehy: Ny komitin-tsekoly no mitantana ny sekoly [1.1]
|
| | To take or lead by the hand [1.7]
|
| | Tenir, conduire par la main [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitantana |
| Ny lasa : |
nitantana |
| Ny hoavy : |
hitantana |
| Filaza mandidy : |
mitantàna |
|
|
| Teny iditra |
mitantana
(tantana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mizara (hena, vary, sakafo, vola...) Mitovy lenta [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitantana |
| Ny lasa : |
nitantana |
| Ny hoavy : |
hitantana |
| Filaza mandidy : |
mitantàna |
|
|
| Teny iditra |
mitantana
(tantana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miadidy, miandraikitra [1.13]
|
| | Gérer [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitantana |
| Ny lasa : |
nitantana |
| Ny hoavy : |
hitantana |
| Filaza mandidy : |
mitantàna |
|
|
| |
| Ny ankehitriny : |
mitantana |
| Ny lasa : |
nitantana |
| Ny hoavy : |
hitantana |
| Filaza mandidy : |
mitantàna |
|
|
| Teny iditra |
mitantàna
(tantana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|