|
|
|
|

Teny iditra mitantara (tantara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Milazalaza izay nitranga: Liana erý izahay nihaino azy nitantara ny dia nalehany [1.1]
 To tell, to narrate [1.7]
 Raconter, narrer [1.8]
Ohatra Avy eo miova indray ny angano ka mitantara ny fahaverezan' I Fara. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitantara
Ny lasa : nitantara
Ny hoavy : hitantara
Filaza mandidy : mitantarà

Teny iditra mitantarà (tantara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantara [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20