|
|
|
|

Teny iditra mitaria (taria)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao resaka lava: Nitaria momba ny famadihana teo i dadatoa [1.1]
 Causer longuement [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitaria
Ny lasa : nitaria
Ny hoavy : hitaria
Filaza mandidy : mitariava

Teny iditra mitaria (taria)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka] Mikapoka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20