| Teny iditra | taria | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] Resaka, teny [1.78] | ||
| Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [1.1] | ||
| Causerie interminable [1.54] | ||
| Ohatra | Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara:
[2.470] | |
| Sampanteny |
| |
| Mpanahaka | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07 |
|