|
|
|
|

Teny iditra mitazana (tazana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mijery lavitra, mitsinjo: Mitazana ny mpangalatra avy eto am-baravarankely eto aho [1.1]
 To view from above or from a distance [1.7]
 Regarder d'en haut ou de loin; observer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitazana
Ny lasa : nitazana
Ny hoavy : hitazana
Filaza mandidy : mitazàna

Teny iditra mitazàna (tazana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20