| Teny iditra | mitazona (tazona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza? Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy [1.1] | |||||||||
| Maintenir [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitazòna (tazona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|