|
|
|
|

Teny iditra mitefaka (tefaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza zavatra vaky ka mipiaka, na tehamaina mahavoa ka mirefotra [1.1]
  [Sihanaka] Mamely tehamaina [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitefaka
Ny lasa : nitefaka
Ny hoavy : hitefaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20