|
|
|
|

Teny iditra tefaka
Sokajin-teny anarana
 Feo re rehefa misy zavatra vaky, toy ny vilany izany
Vono amin' ny felatanana, tehamaina. [1.1]
 Bruit que fait un coup, un vase qui casse
Le coup lui-même [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tefaka
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] tehaka [1.78]
Sampanteny 

Teny iditra tefaka
Sokajin-teny anarana
 Zavamaniry iray karazana amin' ny antendry, rofia, voaniho... izay anaovana sahafa na satrola, ary ny lavenony angalana sirahazo izay atao hoe Betefaka ( Chrysalidocarpus decipiens Beccari-Palmiers) [1.1]
 Nom d'un palmier dont on extrait une potasse très mordante [1.3]
  [Merina] (sens général : prétentieux, qui aime les louanges, allusion à son port majestueux). Palmier autrefois commun dans les forêts de l'Imerina d'après A. Grandidier. D'après Malzac, on en tirait un sel de potasse très mordant, réputé. Ce sel s'appelait betefaka. L'espèce a peut-être disparu avec les derniers restes de forêt de cette région. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Chrysalidocarpus decipiens

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14