|
|
|
|

Teny iditra mitera-drano
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny miteraka, rano
 Produire de l'eau, comme une plaie, un vésicatoire, suinter comme la terre humide [1.3]
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: lena
Ohatra 
1ny kitay hazo lena mitera-drano, na fofom-biby tratran' ny tsy fahasalamana ka manehitra noho ny ahitra nohaniny. [2.470]
2raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/25