| Teny iditra | miteronterona (teronterona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy: Aza miteronterona eny ambony lampihazo eny Rangahy, fa aoka ho an' ny olona manan-kaja ny eny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miteronteròna (teronterona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miteronterona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|