|
|
|
|

Teny iditra mitetika (tetika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandidy na manapatapa-javatra atao madinika: Mitetika hena
Mieritreritra zavatra mialoha ary maka ara-keviny izay mety ho fandehany: Mitetika ny tombom-barotra mety ho azony ny mpivarotra
Mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika: Nitetika ny hamono an' Andrianampoinimerina i Mavolahy zanany
Mitovy hevitra: mikasa ~ mikendry [1.1]
 Mandidy na manapatapaka madinika [1.13]
 Couper en petits morceaux [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitetika
Ny lasa : nitetika
Ny hoavy : hitetika
Filaza mandidy : miteteha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20