| Teny iditra | mitifitra (tifitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika,..: Mitifi-borona Mikendry: Nitifitra ahy mihitsy ianao tamin' ny teny nataonao Mipitika: Mikisaha any ho any fa mitifitra aty ny rano [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|