| Teny iditra | mitokana (tokana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mipetraka irery: Mitokana ao an' efitra ao izy fa tsy miaraka amin' olona Mankalaza zavatra vao iray, alohan' ny hampiasana azy: Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana vaovao [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitokàna (tokana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitokana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |
|