|
|
|
|

Teny iditra mitolaka (tolaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihodina (amin' ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io varavarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha
Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitolaka
Ny lasa : nitolaka
Ny hoavy : hitolaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20