| Teny iditra |
mitombana
(tombana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miseho ho manana toetra toy izao sy toy izao: Mitombàna ho lehilahy fa aza kanosanosa mifararemotra eo [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitombana |
| Ny lasa : |
nitombana |
| Ny hoavy : |
hitombana |
| Filaza mandidy : |
mitombàna |
|
|
| Teny iditra |
mitombaña
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bezanozano, Sihanaka]
Miasa tany amin'ny angady [1.78]
|
|
| Teny iditra |
mitombàna
(tombana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitombana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|