| Teny iditra | mitonantonana (tonantonana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|