|
|
|
|

Teny iditra mitotojanjina (totojanjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihanjaka miseho vatana, tsy miakanjo
Mitovy hevitra: mitanjaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitotojanjina
Ny lasa : nitotojanjina
Ny hoavy : hitotojanjina
Tovy hevitra mitotozanjina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05