|
|
|
|

Teny iditra mitovana (tovana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misy tovana, misy fanampiny na tohiny avy ao ambany na avy eo aoriana: Ho mafy ve io tady mitovana io? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitovana
Ny lasa : nitovana
Ny hoavy : hitovana

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/24