|
|
|
|

Teny iditra tovana
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra [1.1]
 Fanampìn-javatra mampitombo ny halavana [1.13]
 An addition at the end [1.7]
 Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant [1.3]
 Rallonge [1.13]
 Rallonge: ce qu'on ajoute à la fin [1.8]
Ohatra Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany. [4.27]
Sampanteny 

Teny iditra tovana
Sokajin-teny anarana
 Tsirinteny ao aorian'ny fototeny [1.13]
 Suffixe [1.8, 1.13]
 Affixe [1.66]
Voambolana 
Mpanahaka  tovona ~ tsirinteny ~ tsirinteny sara-droa ~ tsofoka
Tsanganana sy sary iray takila Ny tsirinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10