|
|
|
|

Teny iditra mitovitovy (tovitovy (tovy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: sahala
Ohatra 
1Misy mariky ny trano anglisy nanao azy iny, ka tsy maintsy hatakalo basy hafa vita tany an-toeran-kafa mitovitovy aminy. [2.471]
2Zokin' ialahy angamba izy io, fa mitovitovy tarehy ianareo roa lahy. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20