| Teny iditra | mitraka (traka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà Miarina miatrana tsara: Mitraka tsara ity zana-kazo ity ka hijoro hahafinaritra io rehefa lehibe; (mifan. aminy: miondrika, mitanondrika) [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitrakà (traka) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitraka | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|