|
|
|
|

Teny iditra mitrandraka (trandraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miasa tany amin' ny angady, mihady tany
Mikaroka lalina amin' ny alalan' ny famotopotorana [1.1]
 Mamongotra zavatra mba hahodina [1.13]
 Exploiter [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitrandraka
Ny lasa : nitrandraka
Ny hoavy : hitrandraka
Filaza mandidy : mitandraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20