| Teny iditra | trandraka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1] | |||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | trandraka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1] | |||||
| Tail-less tenrec ( Tenrec ecaudatus) [5.en.https://www.tenrec.org] | |||||
| Tenrec commun ( Tenrec ecaudatus) [4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org] | |||||
| Grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org] | |||||
| [Sakalava-Mayotte] Hérisson [1.405] | |||||
| Großer Tanrek [5.de.https://www.tenrec.org] | |||||
| Voambolana | |||||
| Anarana ara-tsiansa | Tenrec ecaudatus | ||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | kelora | ||||
| Tsipelina hafa | tandraka | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
|