|
|
|
|

Teny iditra mitrena (trena)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mimà (omby). [Voambolana: ]
Mifofofofo, mimamamama (riaka)
Manao feo mampitahotra (olona tezitra misafoaka) [1.1]
 To bellow [1.7]
 Mugir [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitrena
Ny lasa : nitrena
Ny hoavy : hitrena
Filaza mandidy : mitre

Teny iditra mitrenà (trena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrena [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20