| Teny iditra | mitriatriatra (triatriatra (triatra)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mivoraka ~ tongobakivaky | |
| Ohatra | Nafoiny aho, izaho loharanon' ny rano velona, ary lavaka no nohadiny ho azy, lavaka mitriatriatra, tsy mahatan-drano.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|