|
|
|
|

Teny iditra mitrifana (trifana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitrifana
Ny lasa : nitrifana
Ny hoavy : hitrifana
Filaza mandidy : mitrifàna
Tovy hevitra mitrifantrifana

Teny iditra mitrifàna (trifana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrifana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20