|
|
|
|

Teny iditra mitroatra (troatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy
Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1]
 To jump about; to be carried away by anger [1.7]
 Sauter, bondir; se laisser emporter par la colère [1.8]
Ohatra Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitroatra
Ny lasa : nitroatra
Ny hoavy : hitroatra
Filaza mandidy : mitroara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20