| Teny iditra | troatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy Fahatairan' ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra [1.1] | ||
| Bond, saut, action de se cabrer Figuré: colère, emportement. [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/04/17 |
|