| Teny iditra | mitsaika (tsaika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon' ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza vao mitsaika io mampandoandoa anao io [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mitsaika (tsaika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifantina ny voam-bary tsara [1.1] | |||||||||
| Teny iditra | mitsaika | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Mitoe-jaza [1.13] | |||||||||
| Fécondée [1.13] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/09/25 |
|