|
|
|
|

Teny iditra mitsaikona (tsaikona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 (soavaly) Mamindra tsy manipy tanana; mamindra somary haingankaingana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsaikona
Ny lasa : nitsaikona
Ny hoavy : hitsaikona
Filaza mandidy : mitsaikòna

Teny iditra mitsaikòna (tsaikona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsaikona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20