| Teny iditra |
mitsambikina
(tsambikina (vikina))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miezaka mandingana mafy [1.1]
|
| | To jump, to leap [1.7]
|
| | Sautiller, bondir [1.8]
|
| Ohatra | Nitsambikina avy eo izahay mianadahy, lasa nandositra tany an-tsaha ary niafina tany anaty alan' akondro mandra-pahamaizin' ny andro.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitsambikina |
| Ny lasa : |
nitsambikina |
| Ny hoavy : |
hitsambikina |
| Filaza mandidy : |
mitsambikìna |
|
|
| Teny iditra |
mitsambikìna
(tsambikina (vikina))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsambikina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|