|
|
|
|

Teny iditra mitsapatsapa (tsapatsapa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miraparapa
Ohatra Mitsapatsapa manara-drindrina tahaka ny jamba isika eny, mitsapatsapa tahaka ny tsy mana-maso; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07